MENU 6 à 7 mois
Isak’izay
mitady nono :
10ora :
Ranom-boakazo
Voasary ;
Voatabia ; Voaloboka
12ora
atoandro : Kobam-bary + Ronono na Fromage
Na Purée Nofo-trondro ; Toto-kena
Na sosoa Nofon’akoho
Asiana menaka 1sotrokely (fatra ao anatin’ny
1andro)
Dessert :
Voakazo azo potserina ( akondro na papay na… )
Voakazo azo andrahoina ( paoma na paiso na
poara na fraise )
8ora
alina :
kobam-bary ; koba-katsaka
Na tapioka- Vermicelles +
Ranon-dasopy+sira
Misotro rano vola
Lasopy : Ravin-tsalady 02, Vodina poireau fotsy 01 ,
carotte 01 , nofon-kena 100g kapakapaina , vary gasy 1tanana, nofon-kena 50g
rahatotoina
Puré legume ( voatavo, courgette,
carotte) + fromage.
MENU
N°03 7à8mois
Maraina : Kobam-bary
+ ronono velona
Na koba katsaka
Na sosoa + tantely-
vovopatsa ; soza ; vovotrondro
10ora :
Ranom-boakazo : voasary ; voatabia ; voaloboka ;….
12ora
atoandro : sosoa + laoka
¼ tamenak’atody
Ankoho
(1fois/semaine)
Tsaramaso lena
Dessert :
Yaourt 1/4pot – ranona-mananasy
8ora alina : kobam-bary na koba katsaka na Purée
na Ampango malemy + laoka
Dessert ; misotro ranovola
Fampangotrahana ronono :
+20minitra
TOHIZANA NY SAKAFO REHETRE TEO ALOHA
MENU
N°05 10 à 12mois
Maraina : sosoa + Kitoza ;
vovoka soja ; totom-boanjo
10ora : anom-boakazo + biscuit na
ronono
12ora atoandro : Sosoa + laoka :Vaomaina
rehetra voasina ny hodiny ; Hena rehetra ; Anana rehetra ; Nofo
trondro rehetra ; Tamenak’atody 1
Dessert :Flan: siramamy 1sotrolehibe + Farine 1sotro lehibe
+Tamenak’atody 1 +Ronono velona 1/2litatra
Harohina eo ambony afo malefaka
Crème :siramamy 1sotro lehibe + Tamenak’atody
akoho 1 + Ronono velona 1/2litatra
Voankazo rehetra
4ora :
Ronono velo ; Hodi-mofo na Biscuit
Tapioca
Koba
katsaka + Ronono velona
Mangahazo lena
8ora :
sosoa
Na vary @anana
Na lasopy + laoka
Na ventin’ampango
Misotro rano vola
TOHIZANA NY SAKAFO REHETRA TEO ALOHA